2 hrs 4 min

[CA] ETIKA KRISTIANA EEE, NORME ARAHINA EEEE, FAHAMASIANANA EEEE, AVY AIZA MARINA IZANY ? IZA NO NAMETRAKA AZY ‪?‬ Podcast RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.

    • Christianity

Heno foana eo ambavan'ny " mpivavaka " ny hoe : TSY MENDRIKA NY TOY IZAO SY TOY IZAO AMIN'NY MAHA KRISTIANA ( fitafy, fiteny sns .. ). Dia samy mitompo teny fatratra, manao affirmation gratuite, mitanisa verset Dia tovonana anganombaviantitra sy lovan-tsofina mba hampatavy ny resaka. Andao resahana hoe : avy aiza ny source ? Inona no tanjona ?