1 min

Miakatra ny rano eny ambany tanàna Akon'i Gasikara

    • News Commentary

Tsy misy fihatsarana ny fiainan'ny mponina eny ambany tanàna rehefa fahavaratra. Miakatra ny rano, mitondra haretina isan-karazany. Hatreto aloha dia tsy mbola ahitana rafi-drasa isorohana izany (Loharano : KoloTv)