Ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety Akon'i Gasikara
-
- Documentary
Aiza ho aiza ny fahafahana sy ny fahalalahana misy ho an'ireo mpanao gazety rehefa hamoaka ny vaovao marina eto amintsika. Ny famakafakan'i Hervé RAKOTOZANANY (Loharano : KoloTV)

3 min