1 min

Tsy vahaolana ny Jiro Kapoaka Akon'i Gasikara

    • News Commentary

Naresaka nandritry ny propagandy 2023 ny fizarana jiro eraky ny tanàna. Tsy vahaolana hialana @delestazy io hoy ny mpiara-monina. Nahazo anarana malaza ho Jiro Kapoaka. (Loharano : KoloTv)