113 avsnitt

Retrouvez les messages, prédications, enseignements qui ont été donné à la FPMA Aix Marseille

FPMAAM - Message Code Source

    • Religion och spiritualitet

Retrouvez les messages, prédications, enseignements qui ont été donné à la FPMA Aix Marseille

    Zanak'i Davida miantso ny zanak'i Timeo

    Zanak'i Davida miantso ny zanak'i Timeo

    Zanak'i Davida miantso ny zanak'i Timeo quand le fils de David rencontre le fils de Timée, «Dia nijanona Jesosy ka niteny hoe: Antsoy ilay jamba.  Ary niantso azy ny olona ka niteny taminy hoe:  Matokia, mitsangàna fa miantso anao Izy » «Jésus s'arrête et dit : « Appelez-le. »  Les gens appellent l'aveugle en lui disant :  « Courage ! Lève-toi, il t'appelle ! »(Marc 10:49) 

    • 31 min
    Fiangonana mitahiry zava-tsoa ao am-pony ary manambara zava- tsara amin'ny vavany

    Fiangonana mitahiry zava-tsoa ao am-pony ary manambara zava- tsara amin'ny vavany

    "Fa i Maria kosa dia nitadidy izany teny rehetra izany ka nieritreritra azy tao am-pony. Ary ny mpiandry ondry dia niverina nankalaza sy nidera an'Andriamanitra noho ny zavatra rehetra izay reny sy hitany, araka izay nolazaina taminy"«Marie retient tout ce qui s'est passé, elle réfléchit à cela dans son cœur. Ensuite les bergers repartent. Ils rendent gloire à Dieu et chantent sa louange pour tout ce qu'ils ont vu et entendu. En effet, tout s'est passé comme l'ange l'avait annoncé.»(Luc 2:19-20)Nombres 6.22-27 Galates 4.4-7  Luc 2.16-21

    • 30 min
    Andriamanitra avy monina amintsika

    Andriamanitra avy monina amintsika

    Andriamanitra avy monina amintsikaDieu vient habiter au milieu de son peuple«Ary ny Teny dia tonga nofo (olombelona) ka nonina teto amintsika; ary hitanay ny voninahiny, dia voninahitramendrika ho an'ny Lahitokana avy tamin'ny Ray sady feno fahasoavana sy fahamarinana.»(Jaona 1:14)«La Parole est devenue un homme, et il a habité parmi nous. Nous avons vu sa gloire. Cette gloire, il la reçoit du Père. C'est la gloire du Fils unique, plein d'amour et de vérité.» (Jean 1:14 PDV)Lectures :Esaïe 52.7-10  Hébreux 1.1-6Jean 1.1-18

    • 35 min
    Josefa, lehilahy marina

    Josefa, lehilahy marina

    «Ary i Josefa vadiny, izay lehilahy marina sady tsy ta hanala baraka azy, dia nikasa hisaraka aminy mangingina.»«Joseph, son futur mari, était un homme juste. Il ne voulait pas la livrer au déshonneur. C'estpourquoi il se proposa de rompre ses fiançailles sans en ébruiter la raison.» Matthieu 1:19 BDS Esaïe 7.10-14Matthieu 1.18-25

    • 15 min
    Aoka izay ny tahotra..., Izaho ilay Velona mandrakizay

    Aoka izay ny tahotra..., Izaho ilay Velona mandrakizay

    N'aie pas peur..., je suis vivant pour l'éternité!««...Aoka izay ny tahotra! Izaho no Voalohany sy Farany, dia ilay Velona; efa maty Aho, nefa indro velona mandrakizay mandrakizay, sady manam-pahefana amin'ny fahafatesana sy amin'ny Toeran'ny maty.» (Apôkalipsỳ 1:17-18)«...N'aie pas peur. Moi, je suis le premier et le dernier, le vivant. J'ai été mort, et voici : je suis vivant pour l'éternité ! Je détiens les clés de la mort et du séjour des morts.»(Apocalypse 1:17-18)Actes 5.12-16 Apocalypse 1.9-19Jean 20.19-31

    • 25 min
    Kristy velona ho antsika

    Kristy velona ho antsika

    Paska: Kristy velona ho antsika Pâques: Christ vit pour nous «Tsy mbola fantany ny Soratra Masina fa tsy maintsy hitsangana amin'ny maty Jesosy.» «En effet, les disciples n'avaient pas encore compris ce que les Livres Saints annonçaient: Jésus doit se relever de la mort.»
(Jean 20:9 PDV) Soratra masina Actes 10.34-43 Colossiens 3.1-4 Jean 20.1-9

    • 18 min

Mest populära poddar inom Religion och spiritualitet

Holy Crap Sverige
Holy Crap Podcast
Fråga Stjärnorna
Ebba Bjelkholm
Spökjakt På Riktigt – LaxTon Podden
Niclas Laaksonen & Tony Martinsson | LaxTon Ghost Sweden
Dagens människa
Tidningen Dagen
Gateway
Oscar Panizza, Hans Oreheim & Charlotte Heart Diamond
Sökarna
Föreningen Valv