164 avsnitt

Chaîne podcast de la page facebook RJL : Réflexion - Justice - Liberté.
[CA] = Catéchisme d'adulte
[HP] = Hono ho'aho pasteur

Podcast RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité‪.‬ Page RJL

    • Religion och spiritualitet

Chaîne podcast de la page facebook RJL : Réflexion - Justice - Liberté.
[CA] = Catéchisme d'adulte
[HP] = Hono ho'aho pasteur

    [HP] KRISTIANA AHO VAO MALAGASY sa MALAGASY AHO VAO KRISTIANA ?

    [HP] KRISTIANA AHO VAO MALAGASY sa MALAGASY AHO VAO KRISTIANA ?

    Hifandroritana be izany amin'izao vanimpotoana izao eo amin'ireo « EXTRÉMISTES » kristiana sy ireo « TRADITIONALISTES ». Noho izany dia ho resahintsika ato ireto :

    Ny fiheverana momba an'i Andriamanitra (Malagasy sy ny kristiana) ;
    Ny razambe sy ny finoana ; ary
    Ny fanjanahantany sy ny fivavahana kristiana.

    Ny fomba hitondrana ny laha-dinika dia « phénoménologie » manoloana ny « croyances ».

    Sary nindramina : https://dacb.org/stories/madagascar/nenilava/

    • 1 tim. 58 min
    [CA] MAMELA HELOKA !!!! ADY SAROTRA SAINGY MANAFAKA SY MANASITRANA

    [CA] MAMELA HELOKA !!!! ADY SAROTRA SAINGY MANAFAKA SY MANASITRANA

    Ny fikendrena amin'ity catéchisme d'adulte anio ity dia ny fanazavana fa tsy '' EXIGENCE MORALE '' akory ny mamela heloka fa fitsinjovana ny tena mihitsy ara-psikolojika sy aram-pahasalamana. Vesatra sy entana tsy zaka raha toa ka ho fitsinjovana ny hafa fa tsy fitsinjovana ny tena.

    • 1 tim. 20 min
    [HP] SAVOIR VIVRE – VIVRE ENSEMBLE – TÉMOIGNAGE - AUTHENTICITÉ

    [HP] SAVOIR VIVRE – VIVRE ENSEMBLE – TÉMOIGNAGE - AUTHENTICITÉ

    Anisan'ny olana lehibe iray vokatry ny ''fondamentalisme'' ny tsy fananana ''équilibre'' manoloana ireo zavatra 4 tanisaina ireo ambony ireo hany ka lasa mivadika ho tsy fahalalam-pomba sy tsy fahaiza-miaina, manakaiky ny baribarihanina mihitsy ny toetsaina ''fondamentaliste'' kristiana.

    • 1 tim. 42 min
    [CA] Monde SURNATUREL, monde parallèle, Multivers ? Théorie de l'évolution, extraterrestres ... - Part 3

    [CA] Monde SURNATUREL, monde parallèle, Multivers ? Théorie de l'évolution, extraterrestres ... - Part 3

    Compatible amin'ny Soratra Masina ve sa revin-gadra ?

    (sary nindramina : turbotex on Wallpapers.com)

    • 45 min
    [CA] Monde SURNATUREL, monde parallèle, Multivers ? Théorie de l'évolution, extraterrestres ... Part 2

    • 1 tim. 3 min
    [CA] Monde SURNATUREL, monde parallèle, Multivers ? Théorie de l'évolution, extraterrestres ... Part 1

    • 1 tim.

Mest populära poddar inom Religion och spiritualitet

Spökjakt På Riktigt – LaxTon Podden
Niclas Laaksonen & Tony Martinsson | LaxTon Ghost Sweden
Holy Crap Sverige
Holy Crap Podcast
MediumPodden - Vivi & Camilla
Vivi Linde & Camilla Elfving
Fråga Stjärnorna
Ebba Bjelkholm
Signumpodden med John Sjögren
signum
Allvarligt talat
Sveriges Radio