157 episodes

Chaîne podcast de la page facebook RJL : Réflexion - Justice - Liberté.
[CA] = Catéchisme d'adulte
[HP] = Hono ho'aho pasteur

Podcast RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité‪.‬ Page RJL

    • Religion & Spirituality

Chaîne podcast de la page facebook RJL : Réflexion - Justice - Liberté.
[CA] = Catéchisme d'adulte
[HP] = Hono ho'aho pasteur

    [CA] ETIKA KRISTIANA EEE, NORME ARAHINA EEEE, FAHAMASIANANA EEEE, AVY AIZA MARINA IZANY ? IZA NO NAMETRAKA AZY ?

    [CA] ETIKA KRISTIANA EEE, NORME ARAHINA EEEE, FAHAMASIANANA EEEE, AVY AIZA MARINA IZANY ? IZA NO NAMETRAKA AZY ?

    Heno foana eo ambavan'ny " mpivavaka " ny hoe : TSY MENDRIKA NY TOY IZAO SY TOY IZAO AMIN'NY MAHA KRISTIANA ( fitafy, fiteny sns .. ). Dia samy mitompo teny fatratra, manao affirmation gratuite, mitanisa verset Dia tovonana anganombaviantitra sy lovan-tsofina mba hampatavy ny resaka. Andao resahana hoe : avy aiza ny source ? Inona no tanjona ?

    • 2 hrs 4 min
    MISY LOKO HITA MASO AZO TSAPAIN-TANANA TOY NY LOKON-DAMBA (CODE COULEUR) VE NY FANAHY ?

    MISY LOKO HITA MASO AZO TSAPAIN-TANANA TOY NY LOKON-DAMBA (CODE COULEUR) VE NY FANAHY ?

    A- Ny RAD Toby lehibe 4 HONO no NANDRARA ny fisalorana ny lamba (FITAFY) MAINTY SY MENA satria hono sensible amin'ny fanahy ratsy (Ao amin'ny boky manga hono ny fanazavana izany).

    B- Ny loko MAINTY SY MENA (fitafy) hono dia LOKON'NY DEVOLY sy tena mahasarika dévoly.

    C- Akanjo mainty hono andramana anaovana rehefa manala devoly raha hisy devoly hivoaka. Akanjo mainty be sy mena midorehitra be entina manala devoly amin'ny marary any amin'ny Toby ahitanao ny vokany.

    Ndao resahana sy idirana lalina ny mahakasika izany rehetra zany ka ny hitondrana fampianarana dia ny hoe :

    1- Tena niteny izany tokoa ve ireo Raiamandrenim-pifohazana sa apetraka eo ambavan'i Mosesy toy mahazatra ?

    2- Ahoana tokoa moa zany no tantaran'ny robe liturgique sy toge ? Symbolisme avy aiza no entiny ?

    3- Fa inona izany no tena hatahoran'ny devoly ka hialany amin'ny olona iray ?

    • 1 hr 56 min
    [CA] MPANAO ASA SOA HONO ! TSIA - MANAO ASA TSARA KA !

    [CA] MPANAO ASA SOA HONO ! TSIA - MANAO ASA TSARA KA !

    Ny rehetra no afaka manao asa soa fa tsy ny rehetra no afaka manao ASA TSARA.

    Mpanao asa soa dia :

    > tratry ny aretin'ny Syndrome des sauveurs sy ny

    > hoe "ceux qui paient dominent".

    > Se racheter une conscience et blanchiment des mœurs.



    [source]

    • 1 hr 31 min
    [HP] GUERRE DE COMMUNICATION ET INTERNET À DEUX VITESSES

    [HP] GUERRE DE COMMUNICATION ET INTERNET À DEUX VITESSES

    👉 Inona no ao ambadika ? Inona no tanjona ?
    👉 VAHAOLANA tokoa sa famonoana afo tsy hisian'ny OLANA ho an'antokon'olona vitsivitsy ?!
    👉 Opérateur économique vé sa opérateur politique nareo ry telma sy orange ary airtel ?
    👉 Nahoana no atao sesitany eto amin'ny taniny sy hatokamonina ny Malagasy ? Mba hahafahana manandevo azy sy hanaovana azy ireo toy ny ampondra ka hanaiky izay rehetra atao aminy ?
    Tandremo aza sao may ny afo hatsangana ka hitetika arivo maty iray alina eeeeee. Hum ...

    • 1 hr 25 min
    NY FAHANGINAN'I JESOSY MANOLOANA NY TABATABAN'NY MPAMPAHORY AZY.

    NY FAHANGINAN'I JESOSY MANOLOANA NY TABATABAN'NY MPAMPAHORY AZY.

    VATSIM-PANAHY - TORITENY FOHY Alakamisy Masina 2024

    • 24 min
    [CA] EGLISIOLATRIE ? Inona koa zany ?

    [CA] EGLISIOLATRIE ? Inona koa zany ?

    Eny teny tsy mbola misy izany fa niniako noforonona mihitsy. Teny roa natambatra EGLISE + IDOLÂTRIE.
    Rehefa ny Trano Fiangonana na ny rafi piangonana no lasa sakana tsy hahitana AN'ANDRIAMANITRA Dia Tonga sampy mihitsy.
    Fa inona mihitsy no Zavatra mitranga amin'izao mahatonga ahy milaza izany ?

    • 1 hr 7 min

Top Podcasts In Religion & Spirituality

PROVERBS 31
orpheesprayer
La vie du Prophète Mohammad ﷺ
Mohammad ﷺ, le prophète de la miséricorde
Pr Rachid Haddach
Rachid Haddach
Coran de Ton coeur
Zaynab - Coran de mon Coeur
Lyre d'Islam
Lyre d'Islam
100 façons par safaaetoi
Safaa