APAA Ti
-
- Science
Approche paysage pour la conservation et la gestion de la biodiversité menacée de Madagascar, axée sur le paysage forestier sec et épineux de la région Atsimo Andrefana
-
Fandaharan'asa ho an'ny taom-pambolen-kazo 2021-2022 - Atsimo Andrefana
Fandaharana mikasika ny fandaharan'asa ho an'ny taom-pambolen-kazo 2021-2022, ho an'ny faritra Atsimo Andrefana. Novokarin'ny tetik'asa APAA - Asa sy Paikady iarovana ny Ala maiky sy ny Ala tsilo. Notontosain'ny fitaleavam-paritry serasera sy ny kolotsaina aty Atsimo Andrefana.
Ny tetik'asa APAA dia tetik'asa an'ny ministeran'ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy, vatsian'ny PNUD - Programme des Nations Unies pour le Développement sy ny FEM - Fonds pour l'Environnement Mondial vola. Ny Sage Fampandrosoana Maharitra no mpanatanteraka eny ifotony. -
Fanisana ny zava-manan'aina
Fandaharana mikasika ny fanisana ny zava-manan'aina. Novokarin'ny tetik'asa APAA - Asa sy Paikady iarovana ny Ala maiky sy ny Ala tsilo. Notontosain'ny fitaleavam-paritry serasera sy ny kolotsaina aty Atsimo Andrefana.
Ny tetik'asa APAA dia tetik'asa an'ny ministeran'ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy, vatsian'ny PNUD - Programme des Nations Unies pour le Développement sy ny FEM - Fonds pour l'Environnement Mondial vola. Ny Sage Fampandrosoana Maharitra no mpanatanteraka eny ifotony. -
Doro ala aty amin'ny faritra Atsimo Andrefana
Fandaharana vokarin'ny tetikasa APAA, notontosain'ny fitaleavam-paritry ny serasera sy ny kolotsaina (DRCC Atsimo Andrefana) amin'ny alalan'ny Radio Soatalily.
-
Fampiasana sy fanjifana ny arina fandrehitra eto Atsimo Andrefana
Fandaharana vokarin'ny tetikasa APAA, notontosain'ny fitaleavam-paritry ny serasera sy ny kolotsaina (DRCC Atsimo Andrefana) amin'ny alalan'ny Radio Soatalily.