Iza ary Inona Andriamanitra?

Fiangonan'Andriamanitra Miray Podcast

Maro no mihevitra fa tsy misy Andriamanitra, ary mino fa izqo rehetra izao dia nivoatra avy tamin'ny tsy misy. Nefa ny Baiboly dia mirakitra ny momba Ilay Andriamanitra Mpamorona izao rehetra izao, dia ny lanitra sy ny tany ary ny ranomasina sy ny zava-boaary ao aminy. Ny tantaran'ny famoronana dia voarakitra ao amin'ny Baiboly, izay manambara fa Andriamanitra no nanao ny olombelona, ary tahaka ny endrik'Andriamanitra sy ny tarehany no nanaovany azy. Iza ary Inona Andriamanitra? Araho ny lesona mirakitra ny fanazavana atolotry ny Ambasadaoro Kolejy eto amin'ny Fiangonan'Andriamanitra Miray, Fikambanana Iraisam-pirenena, Vondrom-paritra Afrika Atsinanana. Ny literatiora sy fanazavana fanampiny dia azonao trandrahana ao amin’ny tranokalanay. Https://fiamitoriteny.blogspot.com

To listen to explicit episodes, sign in.

Stay up to date with this show

Sign in or sign up to follow shows, save episodes and get the latest updates.

Select a country or region

Africa, Middle East, and India

Asia Pacific

Europe

Latin America and the Caribbean

The United States and Canada