Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté

Page RJL

Chaîne podcast de la page facebook RJL qui apporte des réflexions en matière de spiritualité. [CA] = Catéchisme d'adulte [HP] = Hono ho'aho pasteur, anciennement "Dinidinika mahasoa", "Tsetsatsetsa tsy aritra" [QZ] = Quizz - Questions/Réponses

  1. Apr 19

    LIVE FREESTYLE 2026-04-19

    FAMALIANA IREO FANONTANIANA AVY AMINAREO MPANARAKA NY PEJY 1- Inona no tokony atao Raha te hitarika olona hivavaka ? 2- Afaka miaraka vé ny ody gasy sy vavaka / kristiana sy franc-maçonnerie ?  3- Fahotana vé ny manao fanabeazana aizana ?  4- Ex nihilo ve ny fihariana sa nandamina zavatra efa nisy ftsn Andriamanitra ?  5- Rehefa inona no ilaina na tsy ilaina ny fanohanana pasteur ?  6- Nanao falsification ve Luther ?  7- Lainga Masina sy lainga mahafaty  8- Maninona ny lehilahy no mijery vehivavy sexy nefa rehefa vadiny dia tsy avelany ? 9- Inona Ilay hoe manala na manampy teny amin'ny Soratra Masina ?  10- Inona no tokony atao fa tsy mandry ny saiko amin'ny fahafatesan'ny vady amanjanako ? 11- Tanjona vé n fanambadiana ?  12- Inona no tena atao hoe mpiandry ? Iza ? Inona no conditions ?  13- Diso ve raha mampiandry fiantson' Andriamanitra fa hanangona moyens aloha ? 14- Inona no mahatonga ny olona mahatsiaro olona efa maty amin'ny zavatra mitovy foana ? 15- Tsy maintsy maty ve Jesosy vao misy famelankeloka ? 16- Isika génération taloha vé tokony hahay mampiasa IA ? 17- Ny fjkm sy flm ve miteny am fiteny tsy fantatra rehefa Mivavaka sa Fiangonana zandriny ihany no manao zany ? 18- Nahoana no miadana n ratsy fanahy fa ny manao n tsara mijaly ? 19- Tsy maintsy mandoa vola hono any ampengonana rehefa te hahazo Fitahiana ? 20- Ny mpiandry ondry hono mitondra tehina hikapohana ny ondry mivily mila faizana ? Izay no anton'ilay manasazy ny olona tsy afaka handray  21- Inona no atao rehefa any andanitra ?

    LIVE FREESTYLE 2026-04-19

About

Chaîne podcast de la page facebook RJL qui apporte des réflexions en matière de spiritualité. [CA] = Catéchisme d'adulte [HP] = Hono ho'aho pasteur, anciennement "Dinidinika mahasoa", "Tsetsatsetsa tsy aritra" [QZ] = Quizz - Questions/Réponses